NAFOIKO NOHO IANAO (Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary izao, izao rehetra izao
Dia tononkira.serasera.org nafoiko, jgmjrf nafoiko noho ianao
Ianao, ianao, ianao irery ihany
Ianao no iray, iray eto an-tany
Ary izao, izao tontolo izao
Nilaozako avokoa, nafoiko noho ianao

Ny rendrarendran-tany dia tsy nahoako akory
Nafoiko noho ianao
Ireo aminy qrvhufne rehetra nilaozako avokoa
Nafoiko noho ianao
Fa tena manadala iwwnknor ny rentirenty any
Nafoiko noho ianao
Dia nafoiko noho ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Gabhy
Hits : 5014
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 24/12/2006 12:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291