FEON'IZA ? (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira malefaka iva dia iva
Kalo mangina sy tononkira.serasera.org toa mitaraina
No injany manako amin’ity takariva
Misandratra mora, mandrotsy ny saina
Feo miritsoka, haingam-panahy
Manaitra ny vetso, hiampita any ho any
Hira ipfdit manafatra mzwo toa tsy ho sahy
Hisedra ireny onjan’ny avqmohqj tany
Asa, an’iza ary re ’zany feo
Satriko anefa raha toa ka ny anao
Ilay feo manga vao reko aninkeheo
Tiako laingosana hatao kilalao
Kalo mangina sy tononkira.serasera.org toa mitaraina
No injany manako amin’ity takariva
Misandratra mora, mandrotsy ny saina
Feo miritsoka, haingam-panahy
Manaitra ny vetso, hiampita any ho any
Hira ipfdit manafatra mzwo toa tsy ho sahy
Hisedra ireny onjan’ny avqmohqj tany
Asa, an’iza ary re ’zany feo
Satriko anefa raha toa ka ny anao
Ilay feo manga vao reko aninkeheo
Tiako laingosana hatao kilalao
--------
Rohy:
