FEON'IZA ? (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira malefaka iva dia iva
Kalo mangina sy toa mitaraina
No injany manako dwsq amin’ity takariva
Misandratra mora, mandrotsy ny saina
Feo miritsoka, haingam-panahy
Manaitra ny vetso, hiampita any ho any
Hira manafatra toa tsy debvxtdd ho sahy
Hisedra ireny onjan’ny tany
Asa, an’iza ary re ’zany feo
Satriko anefa raha toa ka ny ktzm anao
Ilay feo manga vao reko aninkeheo
Tiako laingosana hatao tononkira.serasera.org kilalao
Kalo mangina sy toa mitaraina
No injany manako dwsq amin’ity takariva
Misandratra mora, mandrotsy ny saina
Feo miritsoka, haingam-panahy
Manaitra ny vetso, hiampita any ho any
Hira manafatra toa tsy debvxtdd ho sahy
Hisedra ireny onjan’ny tany
Asa, an’iza ary re ’zany feo
Satriko anefa raha toa ka ny ktzm anao
Ilay feo manga vao reko aninkeheo
Tiako laingosana hatao tononkira.serasera.org kilalao
--------
Lien:
