ANAO IRERY (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao irery aho, anao hatrany hatrany
Anao, matokia raha mbola eto an-tany
Atolotro anao ny fiainako rehetra
Atolotro anao, anao tsisy fetra
Sahiko lazaina fa raha tsy eo anilanao
Voary tsy ilaiko izao tontolo izao
Aleoko raha ho izany dia tsy ho ary teto
Satria dia sfbxd hijaly ny fiainako eto
Porofo ve no ilainao rahavako
Aleo dia ho ambara aminao ny fitiavako
Raha toa ka ilaina ny hamoizana ny aiko
Dia foiko tononkira.serasera.org ho anao, ho txeeaj anao sombinaiko
(Gabhy sy Fleur)
jawpx
Anao, matokia raha mbola eto an-tany
Atolotro anao ny fiainako rehetra
Atolotro anao, anao tsisy fetra
Sahiko lazaina fa raha tsy eo anilanao
Voary tsy ilaiko izao tontolo izao
Aleoko raha ho izany dia tsy ho ary teto
Satria dia sfbxd hijaly ny fiainako eto
Porofo ve no ilainao rahavako
Aleo dia ho ambara aminao ny fitiavako
Raha toa ka ilaina ny hamoizana ny aiko
Dia foiko tononkira.serasera.org ho anao, ho txeeaj anao sombinaiko
(Gabhy sy Fleur)
jawpx
--------
Rohy:
