ANAO IRERY (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao irery aho, anao hatrany hatrany
Anao, tononkira.serasera.org matokia raha mbola eto an-tany
Atolotro anao ny fiainako rehetra
Atolotro anao, anao tsisy fetra
Sahiko lazaina fa raha tsy eo anilanao
Voary tsy ilaiko izao tontolo izao
Aleoko raha ho izany dia tsy ho ary teto
Satria dia hijaly xenbkd ny fiainako eto
Porofo ve no ilainao rahavako
Aleo dia ho ambara aminao ny fitiavako
Raha toa ka ilaina aftzc taeu ny hamoizana ny aiko
Dia foiko ho anao, ho anao sombinaiko
(Gabhy sy Fleur)

--------
Lien: