ANAO IRERY (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao irery aho, anao hatrany hatrany
Anao, matokia raha mbola kroyklom eto an-tany
Atolotro anao ny fiainako rehetra
Atolotro anao, anao ssigctjf tsisy fetra
Sahiko lazaina fa raha tsy eo anilanao
Voary tononkira.serasera.org tsy ilaiko izao bflvxa tontolo izao
Aleoko raha ho izany dia tsy ho ary teto
Satria dia hijaly ny fiainako eto
Porofo ve no ilainao rahavako
Aleo dia ho ambara aminao ny fitiavako
Raha toa ka ilaina ny hamoizana ny aiko
Dia foiko ho anao, ho anao sombinaiko
(Gabhy sy Fleur)

--------
Link: