VALIM-BAVAKA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mahery mahagaga ny asanao
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny fahalebiazanao
Ref: Fa mahery Ianao
Ka mampandresy ahy
Tamin'ireo ady nietlx mahamay
mngtu Ka mitondra ahy
gpswn Mivoaka tamin'ny fitahiana mahatretrika
Mpandresy aho, mpandresy ianao
tononkira.serasera.org Miaraka amin'i Ray
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mihaino ny fitarainan'ataonay
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny Valim-bavakay
A/C: Pr Tafita
Ianao Jesoa mahery mahagaga ny asanao
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny fahalebiazanao
Ref: Fa mahery Ianao
Ka mampandresy ahy
Tamin'ireo ady nietlx mahamay
mngtu Ka mitondra ahy
gpswn Mivoaka tamin'ny fitahiana mahatretrika
Mpandresy aho, mpandresy ianao
tononkira.serasera.org Miaraka amin'i Ray
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mihaino ny fitarainan'ataonay
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny Valim-bavakay
A/C: Pr Tafita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1047
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sirax
Daty : 11/02/2023 09:49
