VALIM-BAVAKA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mahery mahagaga ny asanao
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny tffhfuy sainay
Ny fahalebiazanao
Ref: Fa mahery Ianao
Ka mampandresy ahy
Tamin'ireo ady mahamay
tononkira.serasera.org Ka mitondra ahy
Mivoaka tamin'ny fitahiana mahatretrika
Mpandresy aho, mpandresy ianao
Miaraka amin'i Ray
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mihaino ny fitarainan'ataonay
Ianao dasnndsg Jesoa
Ianao Jesoa tmweywbq tsy takatry ny sainay
Ny Valim-bavakay
A/C: Pr Tafita
Ianao Jesoa mahery mahagaga ny asanao
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny tffhfuy sainay
Ny fahalebiazanao
Ref: Fa mahery Ianao
Ka mampandresy ahy
Tamin'ireo ady mahamay
tononkira.serasera.org Ka mitondra ahy
Mivoaka tamin'ny fitahiana mahatretrika
Mpandresy aho, mpandresy ianao
Miaraka amin'i Ray
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mihaino ny fitarainan'ataonay
Ianao dasnndsg Jesoa
Ianao Jesoa tmweywbq tsy takatry ny sainay
Ny Valim-bavakay
A/C: Pr Tafita
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 971
Likes : 1 Like
Created by : sirax
Date : 11/02/2023 09:49
