Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fiderana (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiderana atolotray
Hanandratra ny Tomponay
Mpanjaka no nanisy anao
Nahatonga anao ho sambatra
Ny fiainana feno dera
Hamboatra Anao ho masina
Kanefa ianao toa marina
fqskvxmk Hambaran'ny mpamonjy anao
*Hirao,hirao ny Tomponao
Hobio,hobio mkeojt ny Tomponao
Derao,derao ny Tomponao
Mpanjaka lehibe Izy
Ny lalanao feno dera
Teny amin'ny toeranao
Hitondra anao ambara-paha
Taloha izao nisy anao izao
mxdjvtn Hanafaka ny fiderana
tononkira.serasera.org Hatrehiko ny fiderana
Hanomboka ny fiderana
Hamonjy koa ny fiderana
*Hirao,hirao ..........................
Hanandratra ny Tomponay
Mpanjaka no nanisy anao
Nahatonga anao ho sambatra
Ny fiainana feno dera
Hamboatra Anao ho masina
Kanefa ianao toa marina
fqskvxmk Hambaran'ny mpamonjy anao
*Hirao,hirao ny Tomponao
Hobio,hobio mkeojt ny Tomponao
Derao,derao ny Tomponao
Mpanjaka lehibe Izy
Ny lalanao feno dera
Teny amin'ny toeranao
Hitondra anao ambara-paha
Taloha izao nisy anao izao
mxdjvtn Hanafaka ny fiderana
tononkira.serasera.org Hatrehiko ny fiderana
Hanomboka ny fiderana
Hamonjy koa ny fiderana
*Hirao,hirao ..........................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 20/03/2025 11:02
