MITALAHO (Do) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ooegx Tompo ô! Vonjeo ny zanakao
MITALAHO eto aminao
Isan'andro hwnu eo an_tongotrao
Mankato ny didinao dsdtsxh
Osa aho ankehitriny
Ka mitady famonjena avy Aminao(Tompo ô)
Jereo ity izaho tsy tononkira.serasera.org manan_tsiny
Ka ombay ny elatrao
MITALAHO eto aminao
Isan'andro hwnu eo an_tongotrao
Mankato ny didinao dsdtsxh
Osa aho ankehitriny
Ka mitady famonjena avy Aminao(Tompo ô)
Jereo ity izaho tsy tononkira.serasera.org manan_tsiny
Ka ombay ny elatrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 26/05/2023 17:59
