Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mbola misy fanahy (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy fanahy voatokana ho ahy
Mbola ao ilay voa tsara tsy mety lo
Mbola ao ny finoana miaina ao anatiko ao
Ka ny tsara tsy ho foana tsy hangina satria mbola ao ilay tia
Mbola misy mpiantra,mbola misy mpamela
Mbola misy mpiaro,mbola misy tavela
Mbola ao ilay voa tsara tsy mwxxqun mety udev lo
Ka ny tsara tsy ho tononkira.serasera.org foana tsy hangina satria mbola itwhvzh ao ilay tia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 2245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miaranamih
Daty : 19/05/2016 08:40