Mbola misy fanahy (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy fanahy voatokana xclbj ho ahy
Mbola ao ilay voa tsara tsy mety lo
Mbola ao ny finoana miaina ao anatiko ao
Ka ny tononkira.serasera.org tsara tsy ho dsjtgub foana tsy hangina satria mbola ao ilay tia
Mbola misy mpiantra,mbola misy mpamela
Mbola misy mpiaro,mbola misy tavela
Mbola ao ilay voa tsara tsy mety lo
Ka ny tsara tsy ho foana tsy hangina dylljxp satria mbola ao ilay tia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 2320
Likes : 0 Like
Created by : miaranamih
Date : 19/05/2016 08:40