MAHAY OA JESOSY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery ny onja indraindray
Mila handrendrika ity samboko
Tsy kivy aho anefa qzueq fa mbola
Andriamanitra homba ny lalako
Fahoriana ranomaso hakivina
Mitady handrendrika hamotraka ahy
Tsy kivy ubufzi aho anefa fa mbola
Manana Andriamanitra mahay zkcavgtk o o o e e e
Ny aretina rehetra sitrana
Ny malemy dia natsangana
Ireo devoly mpandrava mpamingana Miorohoro nandre ny anarany
Ny tafiotra sy ranomasina
Mangina raha vao tononkira.serasera.org noteneniNy
Resy lahatra tanteraka aho fa
Velona sy mahery ny teniNy
Vaovao mahafaly no hambarako aminao
Ny zavatra rehetra hain' Andriamanitra hatao
(Mahay oa Jesosy, mahay ny Andriamanitro
Tena mahay oa Jesosy, tsy misy raha tsy hainy)X2

--------
Rohy:
Hevitra
anjadina
(
17/06/2024 10:12)
hiran'ny tarika Antso Fiderana Courage io
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 813
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 04/04/2022 11:13