MAHAY OA JESOSY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery ny onja indraindrayMila handrendrika ity samboko
Tsy kivy aho anefa fa mbola
Andriamanitra homba ny lalako
Fahoriana ranomaso hakivina
Mitady handrendrika hamotraka ahy
Tsy kivy aho anefa fa mbola
Manana Andriamanitra mahay o o o e e e
Ny aretina rehetra sitrana
Ny malemy dia natsangana
Ireo devoly mpandrava mpamingana Miorohoro nandre ny anarany
Ny tafiotra sy ranomasina
Mangina raha vao noteneniNy
Resy lahatra tanteraka aho fa
Velona sy mahery ny teniNy
Vaovao mahafaly no hambarako aminao
Ny zavatra rehetra hain' Andriamanitra hatao
(Mahay oa Jesosy, mahay ny Andriamanitro
Tena mahay oa Jesosy, tsy misy raha tsy hainy)X2
--------
Link:
Comments
anjadina
(
17/06/2024 10:12)
hiran'ny tarika Antso Fiderana Courage io
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 375
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 11:13