FENO TOKY (Fa#) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Feno toky ny fanahy
Tafatoetra eo aminao
Tsy mba misy mampahory
Fa Ianao dia tsy wyec mandao
2.Tsy mba diso zava-tsoa
Ny miaraka aminao
Fa ny fony tianao
Ka tsy manana ahiahy
Ref:Inona no jllvubb mampahory
Raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy
Tafatoetra eo aminao
3.Tompo tsara ô,jereo
Ny vahoaka marobe
Fa mania sy mivily
Raha sendra ny tafiotra
4.Zanahary ô,tahio
tononkira.serasera.org Ny finoana anananay
Aza avela hanjakan'ny toetra
Izay lfpluqe manimba anay
Tafatoetra eo aminao
Tsy mba misy mampahory
Fa Ianao dia tsy wyec mandao
2.Tsy mba diso zava-tsoa
Ny miaraka aminao
Fa ny fony tianao
Ka tsy manana ahiahy
Ref:Inona no jllvubb mampahory
Raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy
Tafatoetra eo aminao
3.Tompo tsara ô,jereo
Ny vahoaka marobe
Fa mania sy mivily
Raha sendra ny tafiotra
4.Zanahary ô,tahio
tononkira.serasera.org Ny finoana anananay
Aza avela hanjakan'ny toetra
Izay lfpluqe manimba anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 828
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 20/07/2023 12:20
