100% (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qpkffr Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no hany lalana sy fahamarinana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miiova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
Ref: udwjpl Fa mbola tsy miova eh!
Fa hamafisiko hatrany
Ny famindrampony aminao an!an!an!an!
Koa miverena ao an-tranondRainao
Fa ny fanantenako dia zato isan-jato
Fa raha tononkira.serasera.org ho avy ny andro iray an!an!an!an!
Handova fiainana mandrakizay
Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany joml no hany fiainana sy fahasambarana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
A/C : Pr Tafita
Jesosy ihany no hany lalana sy fahamarinana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miiova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
Ref: udwjpl Fa mbola tsy miova eh!
Fa hamafisiko hatrany
Ny famindrampony aminao an!an!an!an!
Koa miverena ao an-tranondRainao
Fa ny fanantenako dia zato isan-jato
Fa raha tononkira.serasera.org ho avy ny andro iray an!an!an!an!
Handova fiainana mandrakizay
Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany joml no hany fiainana sy fahasambarana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
A/C : Pr Tafita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 960
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sirax
Daty : 11/02/2023 09:59
