100% (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no tononkira.serasera.org hany lalana sy fahamarinana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy lstretlx miiova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
Ref: Fa mbola tsy miova eh!
Fa hamafisiko hatrany
tdlidy Ny famindrampony aminao an!an!an!an!
Koa miverena ao an-tranondRainao
Fa ny fanantenako dia zato isan-jato
Fa raha ho avy ny andro iray an!an!an!an!
Handova fiainana mandrakizay
Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no hany fiainana sy fahasambarana
Ka abvcqoze indro ambarako anao fa
Mbola tsy miova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
A/C : Pr Tafita

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 911
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sirax
Date : 11/02/2023 09:59