Soa ihany aho (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Soa ihany aho Jesoa nampahoriana
Nianarako ny tononkira.serasera.org didinao
Fa raha ty izany ftwf aho varina
Mety ho tsy nahalala anao
Soa ny fitiavanao Jesoa
Ka nahatonga izany
Afa ny fitantananao
Ho fiadanana hatrany
1 - Soa ihany aho legjia Jesoa fa tsy salama
Ka nitady fitsaboana
Fa raha tsy izany dia adalana
No nianako eny fona
Sao ihany aho Jesoa ilpjfi nangirifiry
Ka nahatsiaro ny fisinao
Fa raha tsy izany angamba impiry
No efa nanadinoako Anao
2- Soa ihany aho Jesoa fa de nalaky
Nifanena taminAo
Fa raha tsy izany
Hatraiza re,
Ny amafin´ny avom-pahotako
Sao ihany aho Jesoa nangirifiry
Ka nahatsiaro ny fisinao
Fa raha tsy izany angamba impiry
No efa nanadinoako Anao
Soa ihany aho Jesoa nampahoriana
Nianarako ny tononkira.serasera.org didinao
Fa raha ty izany ftwf aho varina
Mety ho tsy nahalala anao
Soa ny fitiavanao Jesoa
Ka nahatonga izany
Afa ny fitantananao
Ho fiadanana hatrany
1 - Soa ihany aho legjia Jesoa fa tsy salama
Ka nitady fitsaboana
Fa raha tsy izany dia adalana
No nianako eny fona
Sao ihany aho Jesoa ilpjfi nangirifiry
Ka nahatsiaro ny fisinao
Fa raha tsy izany angamba impiry
No efa nanadinoako Anao
2- Soa ihany aho Jesoa fa de nalaky
Nifanena taminAo
Fa raha tsy izany
Hatraiza re,
Ny amafin´ny avom-pahotako
Sao ihany aho Jesoa nangirifiry
Ka nahatsiaro ny fisinao
Fa raha tsy izany angamba impiry
No efa nanadinoako Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 518
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:37
