Hidera Azy (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Taloha aho dia mbola nania
Tsy nahalala akory ilay Jeso Tompo tia
Lany andro aho nanaram-po
Noheveriko fa tsara ho ahy nefa nanimba fo )x2
Ref:
Koa anio, avia avia!
'Zaho sy ianao hidera Azy!
Koa anio, avia avia!
'Zaho sy ianao hidera Azy!
Fa lehibe ny famindram-pony ho anao sy ho ahy zay fxbc tena tiany!
Haleloia ssasdm no hirao
Tsy misy foiny ho very fa samy tiany ho vonjena ny olon-drehetra ety an-tany ety
(Ianao io koa dia tiany
Tsisy foiny ho very raha mbola miaina koa,
Miverena tononkira.serasera.org ary Aminy
sao tratra hariva ianao hanenina tokoa)x2
Ref:
bnxzh Koa anio, avia avia...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 2539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : eliseandriam
Daty : 30/06/2016 11:57