Hidera Azy (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( Taloha aho dia mbola nania
Tsy nahalala tononkira.serasera.org akory ilay Jeso Tompo tia
Lany andro aho nanaram-po
Noheveriko fa tsara ho ahy nefa nanimba fo )x2
Ref:
Koa anio, avia avia!
'Zaho sy ianao hidera Azy!
Koa anio, avia avia!
'Zaho sy ianao hidera Azy!
Fa lehibe ny famindram-pony ho anao sy ho ahy zay tena tiany!
Haleloia no hirao
Tsy misy foiny ho very fa samy tiany ho vonjena ny olon-drehetra wfhhuswz ety an-tany ety
(Ianao io koa dia tiany
Tsisy foiny ho very raha mbola miaina koa,
Miverena ary Aminy
sao rcfwzd tratra hariva ianao elksezj hanenina tokoa)x2
Ref:
Koa anio, avia avia...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 2539
Likes : 0 Like
Created by : eliseandriam
Date : 30/06/2016 11:57