Haleloia sy Hosana (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
.....Haleloia sy hosana ho tononkira.serasera.org anao tomponay
Voninahitra ho anao mandrakizay
Matalanjona tokoa,izany herinao
Miaiky sy midera anao suygvpy izao llyoaqj tontolo izao...
1-Tompon'ny tompo
Andriamanitra
Nefa dia nanompo,nandao ny lanitra
Fitiavana tokoa ianao miqcrm ry ray
Mendrika hiankohifanay doria mandrakizay
2-Satriko loatra
Ny ho eo anilanao
Eny ho any ankotra
Antany vaovao
Hiara handova fiainana kanto ho doria
Inona ny ho avaliko Jesosy be fitia
Voninahitra ho anao mandrakizay
Matalanjona tokoa,izany herinao
Miaiky sy midera anao suygvpy izao llyoaqj tontolo izao...
1-Tompon'ny tompo
Andriamanitra
Nefa dia nanompo,nandao ny lanitra
Fitiavana tokoa ianao miqcrm ry ray
Mendrika hiankohifanay doria mandrakizay
2-Satriko loatra
Ny ho eo anilanao
Eny ho any ankotra
Antany vaovao
Hiara handova fiainana kanto ho doria
Inona ny ho avaliko Jesosy be fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 30/12/2022 09:00
