Haleloia sy Hosana (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
.....Haleloia sy hosana ho anao tomponay
Voninahitra ho anao mandrakizay
Matalanjona tokoa,izany herinao
Miaiky sy midera anao izao tontolo izao...
1-Tompon'ny tompo
Andriamanitra
Nefa dia nanompo,nandao ny lanitra
Fitiavana tokoa ianao ry ray
Mendrika tononkira.serasera.org hiankohifanay doria mandrakizay
2-Satriko loatra
Ny ho eo anilanao
Eny ho any ankotra
Antany vaovao
Hiara handova zcig fiainana kanto cduxswi ho doria
Inona ny smvlycb ho avaliko Jesosy be fitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEO MIRINDRAVisites : 1037
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mifle
Date : 30/12/2022 09:00