Izato fo (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izato fo manantena, Miandrandra famonjena
Ka maniry tononkira.serasera.org hafaliana, Fa efa leompihafiana
Reraka aho ny miangavy, miantso anao Jeso hiady
Fa efa feno tomany ny fiainana eto antany
Mba hivavao izahay Jesosy tia
Fa ianao no vyzdeb tanjakay
O aza nntdeuc avelanao ho rfpj irery ety
Fa maniry ho tafaray
Nefa na izany, tsy maintsy ho foana ny tomany
Alahelo,toloko ho foana ny ao ampoko
Na hoe tena manonja, dia ho vetivety monja
Ny hanoloranao maraina vaovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 643
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 15:00