Inty aho jeso (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso,mpanota aho nefa tononkira.serasera.org mbola natsanganao ho djlnf pgotz zanakao
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy
Ref: Inty aho jeso,raiso ho anao
Tafio qjxleftf ny fahamarinanao
Ho mendrika ny ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao
Jeso maty ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny fiainanao
Aza manjeny andro lava izao
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy
Ref: Inty aho jeso,raiso ho anao
Tafio qjxleftf ny fahamarinanao
Ho mendrika ny ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao
Jeso maty ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny fiainanao
Aza manjeny andro lava izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEO MIRINDRAVisites : 1072
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mifle
Date : 30/12/2022 08:46
