Manasa anao (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana ho ahy ny miantso anao anio
Mba handroso ao antranon'ny ray
Hiarapaly amin'ny olomboavonjy voadio
Hasambarana mandrakizay
Ref: Ny latabatra efa voavelatra
Mba andraisana ahy sy anao
Ireo anjelinao no hiaraka hipetraka
Ao rbfr jerosalema vaovao
...Avia ianareo izay notahian'ny ray
Mandova ny fiainana mandrakizay
Efa vonona ao ilay paradisa sao
ho adino ireo zava_manjo...
Ireo havana nodimandry ihany koa
Dia hitsangana indray raha toa
Nisafidy ny tononkira.serasera.org hanompo an'i ipho kristy
Ho antsika izay nanaradia
ddnfmy
Mba handroso ao antranon'ny ray
Hiarapaly amin'ny olomboavonjy voadio
Hasambarana mandrakizay
Ref: Ny latabatra efa voavelatra
Mba andraisana ahy sy anao
Ireo anjelinao no hiaraka hipetraka
Ao rbfr jerosalema vaovao
...Avia ianareo izay notahian'ny ray
Mandova ny fiainana mandrakizay
Efa vonona ao ilay paradisa sao
ho adino ireo zava_manjo...
Ireo havana nodimandry ihany koa
Dia hitsangana indray raha toa
Nisafidy ny tononkira.serasera.org hanompo an'i ipho kristy
Ho antsika izay nanaradia
ddnfmy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 1139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 30/12/2022 08:39
