Haleloia sy Hosana (FEO MIRINDRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
.....Haleloia sy hosana xdkg ho anao tomponay
Voninahitra ho kwjj anao mandrakizay
Matalanjona tokoa,izany herinao
Miaiky sy midera anao izao tontolo izao...

1-Tompon'ny tompo
Andriamanitra
Nefa tononkira.serasera.org dia nanompo,nandao ny lanitra
Fitiavana tokoa ianao ry ray
Mendrika eloxyii hiankohifanay doria mandrakizay


2-Satriko loatra
Ny ho eo anilanao
Eny ho any ankotra
Antany vaovao
Hiara handova fiainana kanto ho doria
Inona ny ho avaliko Jesosy be fitia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEO MIRINDRA
Hits : 1039
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 30/12/2022 09:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341