Samia mahery (FEO MIRINDRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
...Ô samia mahery, ary tononkira.serasera.org mijoroa
Tsy ho ela hiseo Jesô...

Ny fanantenana no mameno fo
Mahareta na dpmgi inona manjo
Teny fikasana efa azonao
Dia Jerosalema vaovao

Miraisa hina ho any an'andanitra
Mifampitantana zanak'Andriamanitra
Ô fikiro bqzfgweg ny anarany
Mahareta hatramin'ny farany

Toeramparadisa ny ho vantaninay
Zay ilay fiainana mandrakizay
Koa manasa antsika, miantso anao anio
Ô xrdfov faingana ianao ka mba valio

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEO MIRINDRA
Visites : 592
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mifle
Date : 06/09/2024 14:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343