Tafatoetra (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatoetra eo aminao ny fiainako
Tsisy fetra anilanao Jesô
N'inona whjfcar n'inona,zava midona
Jesosy ô anilanao
Na tononkira.serasera.org orambaratra na rivodoza
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana ihfl aminao
Eny sitrako Jesô indrindra anilanao
Eny satriko ny hiara mamindra aminao
Na lalantsarotra na mikotona
Jesôsy ô ho vonona aho
Na lalantsarotra na moramora
Tsy lxpvkaqj hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 601
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 14:50