Omeko azy (FEO MIRINDRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny heriko ry Ray
Zavapoana tokoa
Fa ianao no mahay
Mahay izay mahasoa
..Fa eo ireo fitsapana,  fisedrana
Amin'y fiainako ety, soa fa teo Kristy..

Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Izy no hiady

Mahery dia mahery
Ny vavaka atao
Ka tsy hamela irery
Fa indro miano ianao
..Hisolo fifalina, fitahiana
Ireo tebiteby anaty fo
Resy ireo manjo..

Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Eo Jesô hiady
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRA
Vangy : 46
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 15:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.137