Tia anao jeso (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainanao,momba ahy rehetra koa
Dia satrin'ny ray,hiarahiasa ahasoa avokoa
Ka izay miseho,sy izay rehetra mitranga ety
Dia fantaro fa Jeso tena tia
Ref: Tia anao Jeso,manolotra ny xjegck tanany ho tantananao
Tia anao Jeso,manolotra ny fony manontolo
ypigfk Tia anao tononkira.serasera.org Jeso,ka manome ny ainy,foiny anavotana anao
Tia anao Jeso,nanaiky hisolo
...Anio,omeno ny coobbkvr fonao
Valio,izao anio izao...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 813
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 30/12/2022 08:54