TAFATSANGANA (FEO DIMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                             TAFATSANGANA

Tafatsangana tokoa rikzpqq
Ilay TOMPO manan-jo
Resiny ’ilay rafy
Dia ilay bhvtxrzv fahafatesana
Koa mifalia re
Voavonjy ianao
Dera laza haleloia no atolory izao

Foana ny fasana ry Tompo mahery
Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very
Haleloia
Tafatsagana tokoa
Ilay TOMPO manan-jo
Foana ny tononkira.serasera.org fasana ry Tompo mahery
Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very
Resiny edls ’ilay rafy
Dia ilay fahafatesana
Foana ny fasana ry Tompo mahery
Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very
Dera laza
Atolory azy

Tafatsangana tokoa
Ilay TOMPO manan-jo
Resiny ’ilay rafy
Dia ilay fahafatesana
Koa mifalia re
Voavonjy ianao
Dera laza haleloia no atolory izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO DIMY
Vangy : 3044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nanih
Daty : 26/03/2004 04:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375