TSY MENDRIKA (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso tsy mendrika aho
hiantso ny anaranao
fa diso aho , nanohitra
ny sitra-ponao ry Jeso
Nefa ny Tompo niteny tamiko fa
tsy czqxxx ho avy hiantso nymarina
fa ny mpanota izay mibebaka
no voavotra
Ianao kggljx mafy fo vwwz tsy mety mino ny Ray
mba miova re fa ampy izay
fa Jeso Tompo mitady izay misy anao
na dia mpanota aza ianao
Menatra aho ry Jeso
noho ny toetra natao
tsy mendrika aho
ny ho tononkira.serasera.org zanakao
ninia nandositra anao
hiantso ny anaranao
fa diso aho , nanohitra
ny sitra-ponao ry Jeso
Nefa ny Tompo niteny tamiko fa
tsy czqxxx ho avy hiantso nymarina
fa ny mpanota izay mibebaka
no voavotra
Ianao kggljx mafy fo vwwz tsy mety mino ny Ray
mba miova re fa ampy izay
fa Jeso Tompo mitady izay misy anao
na dia mpanota aza ianao
Menatra aho ry Jeso
noho ny toetra natao
tsy mendrika aho
ny ho tononkira.serasera.org zanakao
ninia nandositra anao
--------
Link:
