TAFATSANGANA (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAFATSANGANA
Tafatsangana tokoa
Ilay TOMPO manan-jo
Resiny ’ilay rafy
Dia ilay fahafatesana
Koa mifalia re
Voavonjy ianao
Dera laza haleloia no atolory izao
Foana ny fasana ry Tompo mahery
Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very
Haleloia
Tafatsagana tokoa
Ilay TOMPO manan-jo
Foana ny fasana ry Tompo mahery
Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very
Resiny ’ilay rafy
Dia ilay fahafatesana
Foana gkir ny fasana ry ezav Tompo mahery
Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very
Dera laza
Atolory azy
Tafatsangana tokoa
Ilay TOMPO manan-jo
Resiny ’ilay rafy
Dia lusmzrc ilay fahafatesana
Koa mifalia re
Voavonjy ianao
Dera laza haleloia no tononkira.serasera.org atolory izao

--------
Link: