Tsory (FEO DIMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay manafina ny fahotany
Tsy ambinina f'izay mitsotra
Ka mahafohy azy
No hahazo famindram-po(x2)

1-Tompo tia,mpamindra fo sy mihantra
Toy ny fihantran'ny ray ny zanany
No hiantran'izay matahotra azy
No hiantran'izay qtzu matahotra azy

Tsory anio(Tsory)
Ny otanao(Tsory)
Ny helokao(Tsory)
Ny ditranao(Tsory)
Ny ditranao TSORY (x2)


Izay manafina ny fahotany
Tsy ambinina f'izay mitsotra
Ka zxcgmib mahafohy azy
No hahazo famindram-po(x2)

2-Jesoa tia, mpamonjy ny mpanota
Indro manatsotra izao tononkira.serasera.org ny tanany
Koa texu aza manamafy ny fonao izao
Koa aza manamafy ny fonao izao

Tsory anio(Tsory)
Ny otanao(Tsory)
Ny helokao(Tsory)
Ny ditranao(Tsory)
Ny ditranao TSORY (x3)

A/C : Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO DIMY
Vangy : 142
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RojoArivelo11
Daty : 08/06/2026 20:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352