Jehovah no mpiandry ahy (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no uqszmzpo mpiandry ahy
Ka tsy hana-java-mahory aho
Dia tsy hanan-java-mahory aho
Fa Jehovah no mpiandry ahy
Mpiandry tena tsara, ka tia mikarakara
Tsy tononkira.serasera.org mamela irery, raha sendra misy very
Mpiandry mahatoky, sady xvhsbyd tena zoky
Afaka miaro, raha tojo fahavalo
Mpiandry mahavonjy, miambina ny ondry
Tsy hivoaka vala, raha misy manadala
Haleloia gbfgwzi derao
Haleloia hobio
Haleloia hirao
Lay mpiandry tsara
Ka tsy hana-java-mahory aho
Dia tsy hanan-java-mahory aho
Fa Jehovah no mpiandry ahy
Mpiandry tena tsara, ka tia mikarakara
Tsy tononkira.serasera.org mamela irery, raha sendra misy very
Mpiandry mahatoky, sady xvhsbyd tena zoky
Afaka miaro, raha tojo fahavalo
Mpiandry mahavonjy, miambina ny ondry
Tsy hivoaka vala, raha misy manadala
Haleloia gbfgwzi derao
Haleloia hobio
Haleloia hirao
Lay mpiandry tsara
--------
Lien:
