VAOVAO LEHIBE (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra lavo (ianao)
Ny zjqgrb tanan’ny Tompo tia
Indro fa mitsotra re
Tsy mahafoy mpanota
Mibebaka izy
Ny famindrampon’i Jehovah Ray
No tsy naharitra ahy
Ny xwbzrnq famindram-po isa-maraina
VAOVAO LEHIBE TOKOA
Raha enjehina (ianao)
Ny anjelin’ny vqkhgjjw Tompo tia
Indro fa miambina
Tsy rendremana
Fa miandry ny ondriny Izy
Raha tojo ahiahy,
Ny feon’ny Tompo tia
Mampahery izany fo
Fa efa nitondra ny tononkira.serasera.org enta-
mavesatra Izy
Ny zjqgrb tanan’ny Tompo tia
Indro fa mitsotra re
Tsy mahafoy mpanota
Mibebaka izy
Ny famindrampon’i Jehovah Ray
No tsy naharitra ahy
Ny xwbzrnq famindram-po isa-maraina
VAOVAO LEHIBE TOKOA
Raha enjehina (ianao)
Ny anjelin’ny vqkhgjjw Tompo tia
Indro fa miambina
Tsy rendremana
Fa miandry ny ondriny Izy
Raha tojo ahiahy,
Ny feon’ny Tompo tia
Mampahery izany fo
Fa efa nitondra ny tononkira.serasera.org enta-
mavesatra Izy
--------
Rohy:
