Madame Lydia (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vehivavy iray mpivaro-dambaFantatrao ve ?
Niova fo tsy niambahamba
Fantatrao ve?
Vehivavy iray mendrik'haja
Nihaino teny soa sahaza
Ref:
Madame Lydia
Madame Lydia
Vehivavy mpankatoa(madame, madame,madame Lydia)
Madame Lydia
Madame Lydia
Voavonjy ny ankohonany
1-Nivory teo amoron-drano vehivavy maro be
Tsy mba nifosafosa fa nihaino teny lehibe
Ref:
Madame Lydia
Madame Lydia
Vehivavy mpankatoa(madame, madame,madame Lydia)
Madame Lydia
Madame Lydia
Voavonjy ny ankohonany
2-Nanokatra ny fo midanadana ny Tompo Jesoa
Nanokatra ny trano koa, ho an'i Paoly ilay mpilaza soa
Vehivavy iray mpivaro-damba
Fantatro izy
Niova fo tsy niambahamba
Fantatrao izy
Vehivavy iray mendrik'haja
Nihaino teny soa sahaza
Ref:
Madame Lydia
Madame Lydia
Vehivavy mpankatoa(madame, madame,madame Lydia)
Madame Lydia
Madame Lydia
Iriko ho toa azy koa
Iriko ho toa azy, MADAME LYDIA
A/C: Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO DIMYVangy : 6
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RojoArivelo11
Daty : 09/06/2026 10:29
