IFALIAKO (FEO DIMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raiko ô! ianao no mpitantanana, N’aiza n’aiza tany alehako
Ka tsy hanan-tahotra aho, fa ny Anaranao
No handresy ny sarotra
Maro ireo fakam-panahy manangoly ny fanahy
Fitsapana mahamay ny androm-piainanay
Moa ny soa ihany ve no horaisintsika ety
Fa ny ratsy koa omeny, hisedrana finoana

Ifaliako izay niomen’i dqayxh Tompo
Na ny tsara na ckbtox ny ratsy koa
Ifaliako fa mahasoa
Ifaliako izay nomen’i Tompo
Ifaliako xdje fa mahasoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEO DIMY
Visites : 2561
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/06/2007 17:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6103