Fa Kristy (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no tena antony ivelomako
Izy nanavotra ahy pevsbby oh tononkira.serasera.org yeh
dyzripvv Jeso oh Mpanafaka ahy ianao
gkdvukg Mpamela ny heloko o
Vonona aho hanompo Anao
Tariho aho hanao izay sitrakao
hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
omeo ahy finoana velona
fa resinao ny fasana
Izy nanavotra ahy pevsbby oh tononkira.serasera.org yeh
dyzripvv Jeso oh Mpanafaka ahy ianao
gkdvukg Mpamela ny heloko o
Vonona aho hanompo Anao
Tariho aho hanao izay sitrakao
hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
omeo ahy finoana velona
fa resinao ny fasana
--------
Rohy:
