TAFATSANGANA

Lohateny TAFATSANGANA
Nampiditra iravelo112
Tamin'ny 27/11/2005 13:17
Vangy : 266


                             TAFATSANGANA



Tafatsangana tokoa 

Ilay TOMPO manan-jo

Resiny 'ilay rafy

Dia ilay fahafatesana

Koa mifalia re

Voavonjy ianao

Dera laza haleloia no atolory izao



Foana ny fasana ry Tompo mahery

Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very

Haleloia

Tafatsagana tokoa 

Ilay TOMPO manan-jo

Foana ny fasana ry Tompo mahery

Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very

Resiny 'ilay rafy

Dia ilay fahafatesana

Foana ny fasana ry Tompo mahery

Ka nitsangana ianao hamonjy ireo izay very

Dera laza

Atolory azy



Tafatsangana tokoa 

Ilay TOMPO manan-jo

Resiny 'ilay rafy

Dia ilay fahafatesana

Koa mifalia re

Voavonjy ianao

Dera laza haleloia no atolory izao







© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.043