Ry olona ô (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Ry olona ô
Ry olona ô, ho aiza moa ianao?
Amin'ity fiainana mandalo
Miantso anao Jesosy Tomponao
Modia re raha sitrakao x2
Ref :
Tsy mbola zklc vonona ihany ve ianao
Fa eoagh ny Tompo sasa-miandry anao
Hiverina ao am-balany izao
Mba modia re ianao
Mbola be ny adidy izay miandry anao
Lavitra sy sarotra ny làlanao
Nefa raha matoky sady mino ianao
Dia hovonjen'ny Tomponao
2/ Ny misalasala mba fadio
Fa tapahony hevitrao anio
Raha Jesosy nofinidinao
Ho sambatra tononkira.serasera.org sy tretrika ianao x2
Ref :
Tsy mbola vonona ihany ve ianao
Fa ny Tompo sasa-miandry anao
Hiverina ao am-balany izao
Mba modia re ianao
Mbola be ny adidy izay miandry anao
Lavitra sy sarotra ny làlanao
Nefa raha matoky sady mino ianao
Dia hovonjen'ny Tomponao qcam x2
Ry olona ô, ho aiza moa ianao?
Amin'ity fiainana mandalo
Miantso anao Jesosy Tomponao
Modia re raha sitrakao x2
Ref :
Tsy mbola zklc vonona ihany ve ianao
Fa eoagh ny Tompo sasa-miandry anao
Hiverina ao am-balany izao
Mba modia re ianao
Mbola be ny adidy izay miandry anao
Lavitra sy sarotra ny làlanao
Nefa raha matoky sady mino ianao
Dia hovonjen'ny Tomponao
2/ Ny misalasala mba fadio
Fa tapahony hevitrao anio
Raha Jesosy nofinidinao
Ho sambatra tononkira.serasera.org sy tretrika ianao x2
Ref :
Tsy mbola vonona ihany ve ianao
Fa ny Tompo sasa-miandry anao
Hiverina ao am-balany izao
Mba modia re ianao
Mbola be ny adidy izay miandry anao
Lavitra sy sarotra ny làlanao
Nefa raha matoky sady mino ianao
Dia hovonjen'ny Tomponao qcam x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 376
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 13/01/2025 09:24
