Mifalia ... mahareta (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ... mahareta

1/Anaty irakao izahay (ô irakao)
Mafana ny fonay manaiky (Finoana)
Hanohy ny asam-pamonjena,
"Torio eran-tany ny filazantsara"

Rehefa tojo sarotra ny dia(sa.......sarotra)
Nilofika te hangataka ny(Herinao)
Ilay fanantenana teo
Miova ho endrika fahoriana

Avia ianao, anaka Ny zanak'Andriamanitra
Tsy maintsy miorina Amin'ny finoana lalina

Fa i satana anie, tsy mitsinjo Fa  manapotika anao
Koa miambena
Sikino ny marina... Mitrakà
Mifalia amin'ny fanantenana Mahareta amin'ny fahoriana Mahareta amin'ny fivavahana

2/Anaty irakao izahay(ôirakao)
Mafana ny fonay manaiky(Finoana)
Hanohy ny asam-pamonjena,
"Torio eran-tany ny filazantsara"

Fa tolona ny finoana (Finoana)
Fa tsy mba sentosento koa (Sentoko)
Mahaiza manao "Eny" Ny fahamarinana
No naman'Izy Tompo

Avia ianao, anaka
Ny zanak'Andriamanitra
Tsy maintsy miorina Amin'ny finoana lalina

Fa i satana anie, tsy mitsinjo Fa manapotika anao
Koa miambena
Sikino ny marina... Mitrakà

Mifalia amin'ny fanantenana
Mahareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana

Zay no neken-tsika
Teo imason'Izy Tompo
Koa mifalia hatrany Paradisanao efa ity

Mifalia amin'ny fanantenana
Mahareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana(x2)



A C. Rakotomalala Clément 2017
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 185
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 01/02/2025 10:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0999