Te-hidera (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bdrrwl 1. Mangetaheta xzdhf anao ny fanahiko
Mangetaheta anao ny fiainako ou ou...
Mangetaheta anao ny vavako
Mangetaheta anao qqcsp zany tenako ou ou...
Masina anie ny anaranao
Masina ny hatsaranao
Masina ny fitiavanao...ou ou
Masina ny fanjakanao
Masina ny voninahitrao
Faly ny tononkira.serasera.org fo midera anao :
Ref :
Te-hidera ny Tompo aho e...Hankalaza
Te-hidera ny Tompo aho e...Hiantso ny anarany
Te-hidera ny Tompo aho e...Hankalaza
Te-hidera ny Tompo aho e...Hiantso mafy ny anarany
2. Fenoy ny fanahinao ny fanahiko
Fenoy (ny) fanahimasinao zany tenako...ou ou
Rakofy ny elatrao ny fiainako
Fenoy (ny) fahasoavanao aho Raiko ô ô !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 932
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52