Te-hidera (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mangetaheta anao ny fanahiko
Mangetaheta anao oydppg ny fiainako ou ou...
Mangetaheta anao ny vavako
Mangetaheta anao zany tenako ou ou...
Masina anie ny anaranao
Masina ny hatsaranao
Masina ny fitiavanao...ou ou
Masina ny fanjakanao
Masina ny voninahitrao
Faly ny fo midera anao :
Ref :
Te-hidera ny Tompo aho e...Hankalaza
Te-hidera tononkira.serasera.org ny Tompo aho e...Hiantso ny anarany
Te-hidera ny Tompo aho e...Hankalaza
Te-hidera ny Tompo aho e...Hiantso mafy ny anarany
2. Fenoy ny fanahinao kcdq ny fanahiko
Fenoy (ny) fanahimasinao zany tenako...ou ou
Rakofy ny elatrao ny fiainako
Fenoy (ny) rtciuv fahasoavanao aho Raiko ô ô !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 962
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52