Ny Sekolinay (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
1. Ny fahasoavanao Tompo oh, no nahatoy izao anay
Koa misaotra Anao, misaotra anao ry Ray
Notolaranao toeram-panabeazana
Hanovozam-pahalalana sy fahaizana
Firaisan-kina, fahendrena, fifankatiavana
Io hfrkljue no tarigetra sy filamatra
Fiombonana amin’ny finoana sy finiavana
Ho modely sy filamatra
Ref :
Ny sekolinay, toeram-panovozan-tsoa
EMIT sampana iray, Oniversiten’ny Fianarantsoa
Tanjona qnng ho tratrarinay
Ho olom-banona mahay
Miantoka ny hoavy sy ny yctqbu ampitsonay
2. Ireo mpampianatra,mpandraharaha marobe
Mikolokolo hatrany sady manabe
Mpitantana mahay, miroso tsy an-kijanona
Mamolavola anay ho olom-banona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 713
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52