Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Sekolinay (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fahasoavanao Tompo oh, no nahatoy tononkira.serasera.org izao anay
Koa misaotra Anao, misaotra anao ry Ray
Notolaranao toeram-panabeazana
Hanovozam-pahalalana sy fahaizana
Firaisan-kina, fahendrena, fifankatiavana
Io no tarigetra iyxserih sy filamatra
Fiombonana amin’ny finoana sy finiavana
Ho modely sy filamatra
Ref :
Ny sekolinay, toeram-panovozan-tsoa
EMIT sampana iray, Oniversiten’ny Fianarantsoa
Tanjona ho tratrarinay
Ho olom-banona mahay
Miantoka ny hoavy sorrpiy sy ny ampitsonay
2. Ireo mpampianatra,mpandraharaha marobe
Mikolokolo hatrany sady nbtppq manabe
Mpitantana mahay, miroso tsy an-kijanona
Mamolavola anay ho olom-banona
Koa misaotra Anao, misaotra anao ry Ray
Notolaranao toeram-panabeazana
Hanovozam-pahalalana sy fahaizana
Firaisan-kina, fahendrena, fifankatiavana
Io no tarigetra iyxserih sy filamatra
Fiombonana amin’ny finoana sy finiavana
Ho modely sy filamatra
Ref :
Ny sekolinay, toeram-panovozan-tsoa
EMIT sampana iray, Oniversiten’ny Fianarantsoa
Tanjona ho tratrarinay
Ho olom-banona mahay
Miantoka ny hoavy sorrpiy sy ny ampitsonay
2. Ireo mpampianatra,mpandraharaha marobe
Mikolokolo hatrany sady nbtppq manabe
Mpitantana mahay, miroso tsy an-kijanona
Mamolavola anay ho olom-banona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 644
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52
