Noely Gloria (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Vaovao mahafaly ambara antsika androany
(Noely, Noely)
Teraka ho tononkira.serasera.org antsika anio ilay Mpaminany
(Noely, Noely)
Hafalian'ireo Anjely any an-danitra
Miravoa ry ambàny lanitra
Ref :
Gloria, Gloria, Gloria)
Noely, Noely)..........In exelsis Deo
2. Hazavana lehibe mitondra famonjena
(Noely, Noely)
No indro fa miposaka zwsqdm pcngq ywmz avy ao Betilehema
(Noely, Noely)
(Noely, Noely)
Teraka ho tononkira.serasera.org antsika anio ilay Mpaminany
(Noely, Noely)
Hafalian'ireo Anjely any an-danitra
Miravoa ry ambàny lanitra
Ref :
Gloria, Gloria, Gloria)
Noely, Noely)..........In exelsis Deo
2. Hazavana lehibe mitondra famonjena
(Noely, Noely)
No indro fa miposaka zwsqdm pcngq ywmz avy ao Betilehema
(Noely, Noely)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 1768
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52
