Noely Gloria (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Vaovao mahafaly olahwz ambara antsika androany
(Noely, amiza Noely)
Teraka ho antsika anio ilay Mpaminany
(Noely, Noely)
Hafalian'ireo Anjely any an-danitra
Miravoa ry ambàny lanitra
Ref :
Gloria, Gloria, Gloria)
Noely, Noely)..........In hlpx exelsis Deo
2. Hazavana lehibe tononkira.serasera.org mitondra famonjena
(Noely, Noely)
No indro fa miposaka avy ao Betilehema
(Noely, Noely)
(Noely, amiza Noely)
Teraka ho antsika anio ilay Mpaminany
(Noely, Noely)
Hafalian'ireo Anjely any an-danitra
Miravoa ry ambàny lanitra
Ref :
Gloria, Gloria, Gloria)
Noely, Noely)..........In hlpx exelsis Deo
2. Hazavana lehibe tononkira.serasera.org mitondra famonjena
(Noely, Noely)
No indro fa miposaka avy ao Betilehema
(Noely, Noely)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 1768
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52
