Mitsangana Mandehana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. pknzybr Miantso anao ny Tompo ka mitsangàna
Ndeha ianao, mitsangana Mandehana
Matokia, tsy irery ianao
F'izy anie, hialoha ny lalanao (anao)
Ref:
Mitsangana mandehàna, ka mitoria
Ataovy tonga mpianatro ny firenen-drehetra
Ialao ny taninao........O ô ô ô
Ndehana izao de iueuktba izao....O ô ô ô
Fa ny finoanao..........O ô ô ô
No nahavonjy anao.......O ô ô ô
2. Ndeha ocrbowe hanompo, fa tsy hotompoina
Hitandrina ny tononkira.serasera.org didiko, no anirahako anareo
Ampianaro, manerana ny tany
Izay nampanaoviko sy nandidiako anareo....O ô ô ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 836
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52