Mitsangana Mandehana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ckpqsnme 1. Miantso anao ny Tompo ka fgnnnwu mitsangàna
Ndeha ianao, mitsangana Mandehana
Matokia, tsy irery ianao
F'izy anie, yzgk hialoha ny lalanao (anao)


Ref:
Mitsangana mandehàna, ka mitoria
Ataovy tonga mpianatro ny firenen-drehetra



Ialao ny taninao........O ô ô ô
Ndehana izao de izao....O ô ô ô
Fa ny finoanao..........O ô ô ô
No nahavonjy anao.......O ô ô ô


2. Ndeha hanompo, fa tsy hotompoina
Hitandrina ny didiko, no tononkira.serasera.org anirahako anareo
Ampianaro, manerana ny tany
Izay nampanaoviko sy nandidiako anareo....O ô ô ô

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032